Fandaminana
Par Andry Rakotoarisolo le jeudi 3 avril 2008, 08:49 - FARITRA I - Lien permanent
NY FILOHAM-PARITRA
Araka ny FAndaminana dia i Filoha Andry y i Sendra izao no miandraikitra ny sampana Mena ao amin'ny Faritra Voalohany
Misaotra!
Aller au contenu | Aller au menu | Aller à la recherche
Par Andry Rakotoarisolo le jeudi 3 avril 2008, 08:49 - FARITRA I - Lien permanent
NY FILOHAM-PARITRA
Araka ny FAndaminana dia i Filoha Andry y i Sendra izao no miandraikitra ny sampana Mena ao amin'ny Faritra Voalohany
Misaotra!
Commentaires
slt nareo a! mlay b ref mba misy etsik karakarain otranzany tsik tily,in ndry r'c ny vaovao manarak a? d mba ataovy a jour ry reto le iz ato fa za zao ts ao anatinle fikambanan tsony d ts mb maarak mitsy nef mbola t aazo news sy t aarak fa mlay b nge le fikambane!!!!!!!!!!!!!!!

fa d manin loatr nareo ry filoha rinah no tsit ato @ty fikambana ty tsony e!? sa ef pro b @la scout? ah!ah!ah! sangy*2 zany a!samy manana ny manairana azy ny ol rht ry c a!
Salama daholo ry se a! MAMI ihany le manoratra.
Hanomboka indray ty ny taom-panabeazana maniry fahazotoana ho antsika rehetra izay milona ato anatin'ity fikambanana mamintsika ity,mino koa izahay fa mahatsiaro am-bavaka anay am-perinasa ianareo rehetra izay efa nandalo tato anatin'ty fikambanantsika ity.
Koa satria vao hanomboka ny taona dia betsaka arak'izany ny tiana ho ambara,koa toky omenay ekipa fa omenay @ manaraka ny ketrika sy ny hetsika rehetra izay ho tanterahintsika @ty taona ity,koa alao hery ary ry se,manantena ny fiaraha-miasa sy ny fifanohanana eo amintsika rehetra.Aza adino fa ahy sy an'se ary antsika rehetra ny fikambanana,aza adino koa fa ilaina ise
VAOVAO ATOATO FOTSINY:
18 OCT 2008: Fanokafan'ny foibe ao Andrainarivo
25 OCT 2008: Fanokafan'ny faritany afovoany ao Amboditsiry
01 NOV 2008: Fiofanana D ao @ EPP Vohibola(raha tsy misy ny fiovana)
Mazoto ary eeeeeeeeeeeeee